- Talata 02 Jona 2020
Sosialy.Ambohidahy Nogiazan’ny polisy ny henankisoa iray sarety
Nogiazana tao amin’ny kaomisarian’ny boriboritany voalohany na CSP1, etsy Analakely,
Hamaky ny tohinyNogiazana tao amin’ny kaomisarian’ny boriboritany voalohany na CSP1, etsy Analakely,
Hamaky ny tohinyVao maraina dia efa rakotra mpitandro filaminana sy mpiasan’ny kaominina nandrava ireo tsena manamorona eo Analakely mifanila amin’ny faran’ny zotra 137. Tsy an-kitsitsy, tsy nisy resaka fa tonga dia raikitra ny fandrodanana ireo tsenan’ny mpivarotra eo amin’ny 30 eo.
Hamaky ny tohinyNivoaka tamin'ny alarobia atoandron'ny 28 mey 2020 ny lisitr'ireo anaran'olona hisitraka ny Tosika Fameno ao amin'ny fokontanin'Ampahimanga Ambohimanambola Antananarivo Avaradrano.
Hamaky ny tohinyTamin’ny volana Janoary taona 2018 no fantatra fa nampiakatra vidin-jiro farany ny orinasa JIRAMA.
Hamaky ny tohinyAo anatin` ny fihibohana tanteraka Aloatra Mangoro noho ny fisian` ny aretina Covid-19 ao amin` ity faritra ity.
Hamaky ny tohinyFotoanan` ny fararano ny mponina any amin` ny distrikan`i Betafo. Misy fidinan` ny vidim-bary any amin` ireo toerana fanangonam-bary.
Hamaky ny tohiny