• Zoma 05 Jona 2020
Sosialy.Toliara Efa tafakatra 650 ar ny kapoakam-bary

Raha nambaran’ny praiministra teny amin’ny Antenimierandoholona teny Anosikely tamin’ity fifanatrehan’ireo loholona sy ny governemanta mahazatra

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2020
Sosialy.JIRAMA Azo hefaina tsikelikely ny faktiora volana Jona

Mbola mitoetra eto amin’ny firenentsika amin’izao fotoana izao ny fahamehana ara-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2020
Sosialy.Antenimieram-pirenena Mifandimby mankeny amin'ny CCI Ivato ireo mpiasa

Araka ny fanazavana nomen'ny tompon'andraikitra vaovaon'ny serasera eny anivon'ny Antenimieram-pirenena Malagasy eny Tsimbazaza,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 04 Jona 2020
Sosialy.Mahery Lanto Manandafy “Mizotra any amin’ny fipoahana ara-tsosialy izao’’

Tsy maintsy ahodina ny toekarena raha tsy tiana ho faty ny Malagasy, hoy ny mpandinika raharaham-pirenena, Mahery Lanto Manandafy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Sosialy.Tohana ara-tsosialy isan-karazany Lasa mampiady fiarahamonina

Hatramin’izao dia mbola hita ho mampisambadidaka eny anaty fiarahamonina eny hatrany ny tsy fahatomombanan’ireo tohana ara-tsosialy isan-karazany

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 03 Jona 2020
Sosialy.Fanjifana solika Nihena hatramin’ny 40%

Vokatry ny fihibohana dia nihena be ny fanjifana ny solika ary mbola feno hatrany ireo toby fitahirizana araka ny fanambaran’ny teo anivon’ny Ofisy Malagasin’ny Akoranafo (OMH).

Hamaky ny tohiny
FTT