• Alatsinainy 29 Jona 2020
Sosialy.Analakely Miditra am-ponja 48 ora izay tratra mandoto

Manomboka izao, ho tanàna sy vahoaka miaina amin’ny fahadiovana no ho hita ao Analakely.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Sosialy.Akany Arivonimamo Nahazo fanampiana ireo zaza kamboty

Tonga nanolotra fanampiana ho an'ireo zaza kamboty tazaina ao amin'ny Akany Zandarimaria (OGN) ao Arivonimamo ny fikambanana "Miray Aina Madagasikara",

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Sosialy.67ha akaikin’ny hotely Manga Mbola nitrangana haintrano indray

Mbola nitrangana haintrano indray omaly teo akaikin’ny hotely Manga, etsy 67ha hatrany.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 25 Jona 2020
Sosialy.Tanoran’ny fikambanana Miozolimanina Hanohy ny fanampiana ireo traboina etsy 67 ha

Vary 20 gony, Siramamy 4 gony, Spaghetti 10 baoritra, menaka 10 baoritra, izay no vita androany (TTF: omaly) fa mbola hitohy rahampitso inchallah na koa hoe raha sitrapon’Andriamanitra, hoy ry zareo tanora avy eo anivon’ny fikambanana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Sosialy.Afo be teny Vatobe 67 Ha Trano 290 may kila, 3 namoy ny ainy

Nirehitra ny tanàna teny Vatobe 67Ha izay ao anatin’ny fokontany Andohatapenaka Voalohany omaly tokony ho tamin’ny 4ora sy sasany tolakandro. Trano miisa 290 no lasa lavenona ary 1000 mahery traboina, raha ny tatitra vonjimaika. Tranohazo ny ankamaroan’ireo may.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 24 Jona 2020
Sosialy.JIRAMA Faktiora 5000 no hahitsy fa nisy diso

Araka ny efa notanterina teto omaly hatrany dia nanambara ny JIRAMA fa nisy ny fahadisoana niniana nataon’ ireo mpiasa 50 izay nahitàna tale roa ka nahatonga iny fiakaran'ny Jiro nihoapampana tsapan'ny mpanjifa teo iny.

Hamaky ny tohiny
FTT