• Zoma 03 Jolay 2020
Sosialy.Fananan-tany Tsy andoavam-bola ny fikarakarana taratasy famindram-pananana

Tinapaka nandritra ny Filan-kevitry ny Minisitra natao ny 24 jona 2020 fa ny fikarakarana taratasy momba ny famindrana ny fananantany avy amin’ny fandovana dia tsy handoavam-bola hatramin’ny 31 desambra 2020,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Sosialy.Fanohanana ireo vehivavy sembana Mifanome tanana ny Inner Wheel sy ny CUA

Hanohana ireo vehivavy sembana eto Antananarivo Hiara-hiasa akaiky manomboka izao fikambanam-behivavy Inner wheel sy ny kaominina Antananarivo renivohitra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Sosialy.Herisetra mianjady amin’ny vehivavy Fitarainana 1.437 no voaray tao anatin’ny roa volana

Nizara "kits de dignité" tao amin'ny Minisiteran'ny Mponina Rtoa Minisitra omaly alakamisy 02 jolay.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Sosialy.Rano fisotro madio Hidina ho 20 Ar ny bidon 20 litatra

Mbola vao ny 35 %-n’ny mponina eto amintsika no misitraka rano fisoro madio raha betsaka. Ho an’ny mponin’Antananarivo renivohitra manokana dia mbola maro no tsy mañana izany ao an-tokantranony fa milaha-drano eny amin’ny paompy.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 01 Jolay 2020
Sosialy.Tsy fanjarian-tsakafo any Atsimo Nanome 6 tapitrisa dolara ny Koreanina

Nanome fanampiana mitentina 6 tapitrisa dolara hoenti-mitsinjo ara-tsakafo ny mponina miisa 51 000 any kaominina Itampolo sy Fotadrevo Distrikan’Ampanihy ny Repoblika Koreanina Tatsimo amin’ny alalan’ny Sampan-draharaha Koreanina momba ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena na ny KOICA.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Sosialy.Andraisoro Tratra teny an-kodiny ilay lamba very

Ny 27 jona teo no hita notafian’ny vehivavy iray ny lamba isan’ireo entana very tamin’ny trano iray nisy namaky teny Andraisoro.

Hamaky ny tohiny
FTT