• Alatsinainy 22 Jona 2020
Sosialy.Fahamamoana an-dalambe Mety hampiditra “violon” sy handoavan-tsazy

Nanambara ry zareo ao amin’ny Kaomisiona nasionaly miady amin’ny alikaola eto Madagasikara fa maro ireo lalàna manididina ny fisotroana zava-pisotro misy alikaola mbola manankery hatramin’izao eto amintsika ka an’isan’izany ny hoe : -

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Sosialy.Fitsarana Anosy Tsy misy déferrement intsony isaky ny sabotsy

Nofoanana ny fampakarana fampanoavana ireo olona manan-draharaha entin’ny mpitandro ny filaminana eny amin’ny Fitsarana ambaratonga voalohany eny Anosy rehefa, sabotsy faran’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Sosialy.Fofona maimbo eny Andraharo Matahotra amin’ny fahasalamany ny mponina

Misy fofona manempotra ireo mponina miparitaka efa ho volana maromaro izao eny Andraharo eny. Sady maimbo izy io no mahery vaika ary mamoaka rano maintimainty be toy ny misy akora simika rehefa ety ivelany hoy ny mponina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Sosialy.Ramamonjisoa Haja Mbola mila fanatsarana ilay lalàna momba ny toaka gasy

Tsy mitsipaka ny tolo-dalàna mikasika ny Toaka Gasy vao nolanian’ireo sololmbaavmbahoakan’i Madagasikara tamin’ny herinandro lasa teo araka ny tolotra avy amin’ny depiote vaofidy tany Ikongo izahay,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Sosialy.Ambatondrazaka Mandeha miadana ny fandidiam-bary ankehitriny

Efa tapitra lasa avokoa ireo olona mpandidy vary avy any amin’ny Faritr’i Vakinankaratra sy Matsiatra Ambony ka niasa taty Ambatondrazaka tamin’ity taom-pamokarana ity,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Jona 2020
Sosialy.Moramanga Tovolahy iray hita faty tao anaty tohodrano

Ny sabotsy maraina teo tokony ho tamin’ny 08 ora sy fahefany vao hita ny nofo mangatsiakan’ilay tovolahy iray antsoina hoe :

Hamaky ny tohiny
FTT