Sosialy

Sambava Silipom-behivavy maro no tratra teny aminy


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Omaly, tokony tamin` ny 02 ora maraina, dia ilay lehilahy iray milaza fa hamonjy fodiana no tratran` ny fisavana nandritra ny fisafoana nataon'ireo Andrimasom-pokonolona tao Ambalamanasy-Antanifotsy II distrikan` I Sambava.

 

 

 Nanana fihetsika nampanahy moa ity lehilahy ka nosavaina avy hatrany. Hafa kely ny zava-nitranga sy tratra tamin' ity tovolahy ity. Akory ny hagagana raha nahita ireo silipom-behivavy be dia be tratra tany aminy. Marihana fa mbola niaraka tamin' ny “pince-damba” nanantonana azy ireo lamba takonenatra ireo. Samy nanontany tena ny tsirairay amin'ny hoe, silipon'iza avy ireto, ary taiza no nankany azy dia ataonao inona ?

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT