Sosialy

Faritra Itasy Miatrika fiofanana ireo tanora tsy an'asa


  • Alarobia 07 Oktobra 2020

Tanora tsy an'asa miisa 697 any amin'ny Faritra Itasy no nisitraka fampiofanana fohy ezaka nanomboka omaly.

 

 

Maro ireo sampam-piofanana iofanan'ireo tanora ireo, toy ny teknikam- piompiana kisoa sy voly avotra ary akoho Gasy nohatsaraina. Vehivavy sy Tanora tsy an'asa eo anelanelan` ny 19-30 taona no miatrika izany fampiofanana izany. Ny 60 mianadahy amin'ireo dia ao Alatsinainikely distrika Miarinarivo sy ao Ampahimanga distrika Arivonimamo. Tanjona ny hananan'ireo Tanora asa mahavelona sy maharitra eo amin'ny seha-pihariana ataony.

Marigny A.

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT