- Alarobia 24 Jona 2020
Sosialy.Minisitry ny tontolo iainana “Ampiharina ny lalàna, tsy azo ekena ny tsindry”
“Nahomby tanteraka ny fanatontosana ny tetikasa “tolérance 0” izay nanomboka nampiharin’ny ministera ny volana aprily teo,
Hamaky ny tohiny“Nahomby tanteraka ny fanatontosana ny tetikasa “tolérance 0” izay nanomboka nampiharin’ny ministera ny volana aprily teo,
Hamaky ny tohinyMiisa 297 ireo fitarainana voarain’ny filankevitra ambony momba ny fiarovana ny demokrasia sy ny tany tan-dalàna eto Madagasikara ny taona 2019 sy 2020, raha ny tatitra nataon’izy ireo teo anivon’ny antenimierandoholona etsy Anosikely omaly.
Hamaky ny tohinyZaza 1 amin’ny 2 no tsy manana kopia nahaterahana aty Afrika. Manokatra làlana maro eo amin’ny fiainana ny fananana kopia ary misy mihitsy aza ny zavatra tsy azo hatao raha tsy manana izany toy ny fianarana,
Hamaky ny tohinyLehilahy 26 taona sy vehivavy 30 taona no voasambotry ny polisy miasa ao Manakara ny 22 jona lasa teo raha nikasa ny hanondrana lavanily maintso tany an-toerana.
Hamaky ny tohinyNesorina ilay fasan-drazan'olona, ary navoaka tao daholo ny razana satria amboarina ny lalana, ety Antanetibe Mahazaza Ambonirina, hoy ny fitantarana mahakasika ity toe-javatra ity.
Hamaky ny tohinyZava-doza ny andrin-jiro mitondra herinaratra rehefa midaraboka amin’ny tany. Zazalahikely iray vao 09 taona no maty main’ny herinaratra tao Antsaingona, fokontany Ambohijatovo,
Hamaky ny tohiny