• Talata 30 Jona 2020
Sosialy.Olom-pirenena tsy tia fahadiovana Nasaina nanadio tatatra sy namafa lalana

Araka ny nambaran'ny fitondram-panjakana manoloana ny fihanaky ny valanaretina Covid-19 dia nohamafisina ny sazy omena ireo olona minia tsy manara-dalàna.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Sosialy.Zaza Malagasy Ankizy 4 amin’ny 10 no miasa alohan’ny faha-18 taonany

Ankizy miisa 4 amin’ny 10 no miasa alohan’ny faha-18 taonany eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Sosialy.Famindram-pananana Maimaim-poana hatramin` ny faran` ny taona

Noraisina nandritra ny Filankevitry ny minisitra farany teo ny fanapahan- kevitra mikasika ny vola tokony aloha amin’ny famindram-pananana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Sosialy.Sehatry ny asa Hiresaka amin` ireo filoham-pirenena ny OIT

Hanatanteraka fihaonambe iraisam-pirenena amin` ny alalan` ny aterineto ny Vondrona iraisam-pirenena misahana ny asa (OIT) hahafahana mamaritra ny fiantraikan` ny valanaretina COVID-19 eo amin` ny sehatry ny asa.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 30 Jona 2020
Sosialy.Mpianatra, mpiasa ho any Frantsa Efa afaka mangataka “visa”

Niverina niasa omaly ny masoivoho frantsay eto Madagasikara. Efa manomboka mandray ireo fangatahana fahazoan-dalana hivezivezy (visa) any Frantsa ny ivotoerana TLS saingy kosa amin` ny alalan` ny famandrihan-toerana (sur rendez-vous).

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 29 Jona 2020
Sosialy.Ambohitompoina-Antanifotsy Telolahy tratra nanaparitaka vola sandoka

Lehilahy miisa telo no tratra nanaparitaka vola sandoka tany Ambohitompoina Antanifotsy ny harivan’ny 25 jona lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT