• Alatsinainy 06 Jolay 2020
Sosialy.Faritra Analamanga Miasa ireo sehatra fototra iainkinan’ny fiainam-bahoaka

Voarara ny famoriam-bahoaka mihoatra ny 50, miato ny fisokafan’ny fiangonana tsy ankanavaka, miato ny fampisehoana ara-kolontsaina sy ara-panatanjahantena ka na latsaky ny 50 aza tsy azo atao,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Sosialy.Vidin’entana Lasa 500 Ar ny voasary mankirana iray

Nisy sahady ireo entana efa niaka-bidy teny an-tsena taorian’ny niparitahan’ny vaovao fa hiditra anaty fihibohana tanteraka mandritra ny 15 andro ny Faritra Analamanga manomboka anio Alatsinainy.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Sosialy.Mpianatra avy any Fandriana monina eto Iarivo Nahazo tohana avy amin’ireo raiamandrenin’ny tanàna

Notolotran’ireo raiamandreny any an-tanàna nosoloin’ny depiote Dina tena fananampiana ho enti-miady amin’ny tsimokaretina covid 19

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 06 Jolay 2020
Sosialy.Antananarivo renivohitra Mitohy ny fanalana ireo mpivarotra amoron-dalana

Mitohy ny fanalana ireo mpivarotra amoron-dalana ho an’ny kaominina Antananarivo renivohitra. Ankoatra ireo miorina manakaiky sekoly, hopitaly ary biraom-panjakana dia alana daholo ihany koa ireo miorina eny amin’ny trottoir, lalana natokana ho an’ny mpandeha an-tongotra…

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Sosialy.SE BTP Resy lahatra amin’ny asan’ny CNaPS

Tontosa ny alakamisy 02 jolay 2020 teny amin’ny Hotel IBIS Ankorondrano ny sonia fifanaraham-piaraha-miasa teo amin’ny CNaPS sy ny Syndicats des Entrepreneurs en Batiments et Travaux Publics.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 03 Jolay 2020
Sosialy.BAR tratra nisokatra Lehilahy iray sy vehivavy efatra no tratra

Tamin'ny 11ora sy 45 minitra alina ny polisy avy ao amin'ny Boriborintany fahafito no nanao fisafoana teny amin'iny faritra 67 ha iny ka nahita "bar" mitanilanila tsy mihidy.

Hamaky ny tohiny
FTT