- Zoma 10 Jolay 2020
Sosialy.Fampiasana trano fivoahana tsy vita Samy voasazy ilay nanao maloto sy ilay noratrainy
Niakatra fitsarana tamin’ny alatsinainy 29 jona lasa teo, tao amin ny lapan'ny fitsarana ambaratonga voalohany ao Antalaha, ilay raharaha fampiasana trano fivoahana mbola tsy vita nisian’ny fandratrana olona roa.
Hamaky ny tohiny