• Alatsinainy 13 Jolay 2020
Sosialy.Naina Andriantsitohaina teny Anosibe “Hiala mora ianareo sa kamio no hanala anareo ?”

Nidina tampoka tsy nisy fampandrenesana nanara-maso ny tsena teny amin’ny Boriborintany faha-4 eto Antananarivo toa ny teny Anosibe ny Ben’ny tanàna Naina Andriantsitohaina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Jolay 2020
Sosialy.Fikambanam-behivavy mahasaky 67 HA Nizara vary ho an’olona an-jatony, tohanan’ny HA.FA.RI …

Tena mihatra amin’ny hakalana ny fahasahiranan’ny Malagasy amin’izao. Indray mandeha isan’andro sisa ny tokantrano iray no mihinan-kanina raha mahita, vokatry ny fahasahiranana ateraky ny fihibohana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Sosialy.Trangam-piarahamonina Nisoloky 400.000 ariary ilay pretra sandoka

Naverina niakatra fampanoavana omaly, tetsy Anosy, ny pretra sandoka iray, 63 taona. Nisoloky olona maromaro izy ka tratra ny farany. Milaza izy fa mompera avy any Moramanga.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Sosialy.Tatsambo Malagasy Maherin’ny 500 tsy mbola tafody

Tatsambo Malagasy maro no mbola tavela ivelan’i Madagasikara kanefa te hody an-tanindrazana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Sosialy.Fanampiana hiatrehana fihibohana Samy miandry ny fitetezam-baravarana

Hatramin’izao dia mbola samy velom-panontaniana ny ankamaroan’ireo mponina eto Analamanga mikasika ny resaka fitetezam-baravarana na “porte à porte” hanaterana fanampiana ireo mponin’ny faritra Analamanga hiatrehany izao fihibohana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 10 Jolay 2020
Sosialy.Tsena Soamanatombo Arahi-maso akaiky ireo mpivarotra

Ho fisorohana ny fihanaky ny valanaretina coronavirus dia mitohy hatrany ny fanentanana ireo mpivarotra ny entana ilain'ny mponina amin'ny andavanandro ny amin'ny tokony hikatonan'ny tsena amin’ny 12 ora atoandro tsy diso.

Hamaky ny tohiny
FTT