Sosialy

Vonjy aina any Atsimo Tsy mikely soroka ny tafika


  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020

Mirindra araka ny lamina efa napetraka ny iraka sahanin'ny BMM sy ireo ministera tompon'andraikitra amin'ny famonjena ireo mponina ianjadian'ny kere any atsimo, hoy ny tatitra avy amin’ny Minisiteran’ny fiarovam-pirenena.

Mitohy hatrany ny fitsirihana sy fidinana isan-tokantrano ataon'ireo miaramila mpitsabo sy ny mpanampy azy amin'ny fitadiavana ireo olona voa mafy sy marefo vokatry ny tsy fahampian-tsakafo ka tsy afaka manantona ny toerana voatokana handraisana azy ireo. Miara miasa akaiky amin'ny mpiasan'ny fahasalamana ireto miaramila ireto ary ny fiaran'ny Tafika no ampiasaina andraisana an-tanana izay mila izany mialohan'ny andefasana azy eny anivon'ny CSBII Amboasary Atsimo.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT