- Talata 10 Novambra 2020
Sosialy.Opération Vonjy Mitohy ny fanampian`ny Tafika ireo tratran`ny kere
Manoloana ny ady atrehan’ny firenena amin` ny tsy fanjarian-tsakafo, izay mamely any amin`iny tapany Atsimon` ny nosy, dia mandray anjara mavitrika ary tsy mitarain-tana-miepaka ny teo anivon’ny Tafika fa indrindra ireo mpitsabo miasa eny anivon’izy ireny na miaramila io na sivily.
Hamaky ny tohiny
