• Alakamisy 13 Aogositra 2020
Sosialy.Kojakoan-tokantrano Mamerina tsikelikely ny asany ireo tranom-barotra

Taorian' izay fiatoana naharitra, noho ny fihanaky ny valan' aretina coronavirus izay, dia efa miverina tsikelikely ny eo amin' ny sehatra ara toe-karena eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2020
Sosialy.Serge Zafimahova “Hevitra hafa tadiavina fa tsy fampitrosana”

Sao dia tokony hevitra hafa no tadiavina fa ho sahirana ny mpiasa hamerina izany na dia 0% azany zana-bola, hoy ny Fanehoan-kevitr’Atoa Serge Zafimahova eo anatrehan’ny vinan’ny fanjakana hampindrana vola ho an’ny mpiasa mpikambana ara-dalàna ao amin’ny CNaPS.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Aogositra 2020
Sosialy.La Réunion kely Raikitra ny fanadiovana, an-jatony no very fihinanana

Olona an-jatony no very asa tanteraka nanomboka ny Alatsinainy teo vokatry ny fikatonan’ny lalana ampitan’ny La Réunion kely ambadiky ny Ministeran’ny Atitany iny. Anisan’izany ireo mpivarotra vy, kapoaka, finday, kojakojan-tokantrano tonta, lamba, sakafo masaka….

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Sosialy.Analamanga Hatramin’ny 8 ora alina no afaka mividy solika

Noferan’ny avy eo anivon’ny sampan-draharaha Malagasy misahana ny famatsiana solika na OMH ho hatramin’ny 8 ora alina ny fahafahana mamatsy solika eny amin’ireo tobin-tsolika eto Analamanga manomboka izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Sosialy.Fahasahiranana Betsaka ireo mpanofa trano voaraoka

Tranga maro no iainan’ny vahoaka Malagasy nandritra ity fihibohana nateraky ny fiparitahan’ny COVID 19 teto amintsika ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Sosialy.Efa tena tsy zaka ny krizy Mangataka ny hiasa ireo mpikarakara lanonana

Nivory teny amin’ny Kianjan’ny Kanto Mahamasina ny mpanakanto sy ny mpisehatra rehetra eo amin’ny fikarakarana lanonana omaly 11 aogositra. Namoaka volavolan-kevitra hiraisana handinihana ny olana ateraky ny Fihibohona.Ventin-

Hamaky ny tohiny
FTT