Sosialy

Tetikasa tany mahavokatra ao Vakinankaratra Antsoatany sy Andranomanelatra no voafantina


  • Alatsinainy 09 Novambra 2020

Ao anatin’ny fametrahana ny tetikasa “Titre vert” izay hanomezana tany mahavokatra ireo tantsaha ao Vakinankaratra dia nisy ny fidinana ifotony notontosain’ny minisitry ny fambolena sy ny fiompiana ary ny jono, Lucien Ranarivelo,

 

 

 tany an-toerana ny faran’ny herinandro teo. Fantatra ary fa kianja mahavokatra mirefy 47ha ao amin’ny kaominin’Antsoatany sy 92ha any Andranomanelatra no voafantina hisitraka izany, hoy ny fanazavana. Ny sehatry ny fiompiana kisoa sy ombivavy be ronono, raha ny fanamarihana no ho voakasika manokana ao anatin’ity tetikasa ity. Eo amin’ny sehatry ny fambolena kosa dia ny fambolena katsaka sy soja no ho laharam-pahamehana ao anatin’izany.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT