• Alarobia 12 Aogositra 2020
Sosialy.Fanampiana ireo marefo Hanolotra 100 000 ariary mandritra ny roa volana ny Amerikanina

Ny governemanta amerikanina, tamin’ny alalan’ny sampandraharaha Amerikana ho amin’ny fampandrosoana iraisam-pirenena (USAID) dia nanolotra vola 5 tapitrisa dolara hanohanana ny “programme de transfert monétaire” na ny fandaharan’asa fandefasana vola,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Sosialy.Tsena Haraha-maso akaiky ny kalitaon’ny entana

Ankoatra ny fanaraha-maso ny vidin’entana eny an-tsena sy ny fitsirihana ireo manafina na mikasa hanafina entana dia ho araha-maso ihany koa ny kalitaon’ireo entana amidy rehetra eny an-tsena ao anatin’izao ahamehana ara-pahasalamana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Sosialy.Ambohijatovo Nozaraina akanjo ireo sahirana ara-pivelomana

Mbola betsaka ireo olona tsy manan-kialofana mipetraka amin’iny faritra Ambonin’Ambohijatovo iny, indrindra hatramin’ny nisian’ny fahamehana ara-pahasalamana.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 12 Aogositra 2020
Sosialy.Ampitatafika 50 isam-pokontany no hahazo ny sosialim-bahoaka

Olona 50 isam-pokontany ihany no fantatra fa hahazo ilay fanampiana sosialim-bahoaka mampimenomenona ny maro ho an’ny kaominina Ampitatafika, distrikan’Antananarivo Atsimondrano. Io no tatitra farany azon’ny delege ao an-toerana raha araka ny fanazavan-dRandrianarivony Jocelyn,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2020
Sosialy.« Tosika Fameno » Nisy nanodinkodina ny tao Moramanga ?

Fianakaviana 100 mahery ao Moramanga no mahatsiaro voarirarira ka mitaky ny anjara « Tosika Fameno » tokony sitrahan’izy ireo. Nahazo hafatra tamin’ny finday avy izy ireo, mampahafantatra azy ireo ny nomerao sy ny banky na toerana handraisana ny vola 100.000 Ariary

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Aogositra 2020
Sosialy.Androndrakely Ampamantanana Mbola tsy milamina ny fanisam-bahoaka vaovao

Na dia efa ny mpitandro ny filaminana aza no mirotsaka an-tsehatra manao fanisam-bahoaka ao amin’ny Fokontany Androndrakely Ampamantanana

Hamaky ny tohiny
FTT