• Alakamisy 16 Jolay 2020
Sosialy.Kamanja - Anjozorobe Faty mifatotra tongotra aman-tanana hita tao anaty rano

Lehilahy tokony iray, 38 taona, no hita faty tao amin’ny reniranon’i Mananara, mandalo ao atsimo andrefan’ny tanànan’Ankadivory Fokontany Kamanja, Distrika Anjozorobe.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2020
Sosialy.Amborovy-Mahajanga Nahitana faty efa tena simba

Fatin-dehilahy iray, efa tena simba, no hitan’ny olona teo amin'ny morontsiraka Maroala Fokontany Amborovy, Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2020
Sosialy.Orinasa Ambatovy Miantso vonjy ireo mpiasa mbola mihiboka

Mangataka ny mba hahafahany mivoaka sy mirihariha ety ivelany amin’izay ireo mpiasa miisa 40 mbola tavela ao amin’ny orinasa Ambatovy any Toamasina. Efa

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Sosialy.Sabotsy Namehana Ho taterina amin’ny fiara manokana ireo mpandray “pension”

Ho fitsinjovana ireo beantitra handray ny fisotroan-drononony ao amin’ny sampana fandraisana izany ao Analamahitsy, kaominin’I Sabotsy Namehana, dia naampahafantra ny fiadidiana ity kaominina ity fa hisy ny fiara manokana amin’ny alalan’itony

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Sosialy.Antanambao I Toamasina Mangataka ny hanalana ny sefom-pokontany ny mponina

Nitokona ny mponina tao Antanambao I Toamasina omaly. Tsy mankasitraka ny hanohizan’ny sefom-pokontany ao an-toerana ny asany intsony mantsy izy ireo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 15 Jolay 2020
Sosialy.Famatsiana rano fisotro madio Neken’ny HCC ny fanatanterahana ny Jirama Water III

Neken’ny eo anivon’ny fitsarana avo momba ny lalampanorenana na HCC ny fanatanterahana ny tetikasa famatsiana rano fisotro madio eto Madagasikara

Hamaky ny tohiny
FTT