• Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Sosialy.Manjakandriana Vita ny 90% n'ny asa vaventin'ilay tobim-pamokaran-drano

Mandroso dia mandroso ny asa fanorenana tobim-pamokaran-drano vaovao ao Manjakandriana. Ny 90% n'ny asa vaventy no efa vita ankehitriny. Tetikasa izay iarahan'ny JIRAMA sy ny WaterAid manatanteraka.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Sosialy.JIRAMA Ambovombe Nidoboka am-ponja ireo 5 lahy nangalatra gazoala

Tra-tehaka nandritra ny fisafoan'ny zandary ny halatra gazoala tao amin’ny JIRAMA Ambovombe ny 03 Aogositra lasa teo tokony ho tamin’ny 03 ora maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Sosialy.Malagasy tavela any ivelany Hisy sidina manokana hampodiana azy ireo

Hanomboka sy hametraka ny fampodiana ireo Malagasy any ivelany, fa tsy maintsy hisy ny fepetra: fanaovana fitiliana 3 andro mialohan’ny hiaingana, hatao fitiliana PCR rehefa tonga eny Ivato,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Aogositra 2020
Sosialy.Toamasina II Nitokona ireo mpitatitra sy mpivarotra fasika

Nanaitra ireo tompon’andraikitry ny kaominina Antetezambaro Tetezamaro disitrika Toamasina II mikasika ny fiaraha-miasa eo amin` ny mpitantana ny kaominina ny fikambanan` ireo mpitatitra sy mpivarotra fasika ao Toamasina (FMMFT).

Hamaky ny tohiny
  • Sabotsy 18 Jolay 2020
Sosialy.Elakelan-tranon’Ambanidia Misy mangalatra mivarotra hatramin’ny 7 ora hariva

Velon-taraina ny mponina eny Ambanidia izay monina eo anelakelan’ny tsena sy ny mpaompy manoloana ny afitsoky ny mpivarotra amina « Epicerie » iray eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 16 Jolay 2020
Sosialy.Secren Antsiranana Nalefa « congé » ny androatokon’ny mpiasa

Mihodina saingy manao « service minimum » ny orinasa Secren ao Antsiranana manomboka anio, nalefa « congé payé » ny androatokon’ny mpiasa.

Hamaky ny tohiny
FTT