- Zoma 14 Aogositra 2020
Sosialy.Randrana sendikaly Ho avy eny amin’ny CNaPS indray anio
Ho avy eny amin’ny CNaPS ny randrana sendikaly ao anatin’ny SVS sy ny USAM anio 14 aogositra hitondra ireo sonia 10 000 mahery voaangon’izy ireo, raha ny fanambarana omaly.
Hamaky ny tohiny