Sosialy

Kere any atsimo Tokantrano manodidina ny 57 000 no lasibatra


  • Talata 10 Novambra 2020

Tokantrano miisa 3000 isanisany eo no enjehina vonjena ao amin’ny distrikan’Amboasary, izany hoe, ao amin’ny kaominin’I Tanandava sy Berano, noho ny fandalovan’ny Kere any atsimo, raha ny fanazavan’ny avy eo anivon’ny BNGRC omaly.

 

 

 Ifotaka sy Tsivony mety tsy mifanalavitra amin’izay koa fa mbola eo am-pandaminana. Tsy azo afangaro ny hafainganam-pandeha sy fahamehana. Ampanihy fotsiny no efa misy kaominina miisa 19. Izany hoe raha ampitomboina 3000 izay dia manome 57 000 tokantrano eo. Izay izany no enjehin’ny fitondram-panjakana omena fanampiana. Tsy marina ny filazana hoe misy tsy misitraka satria mbola eo am-pandaminana izahay. Ny tsy misitraka 100% no mety marina fa ny hoe tsy misitraka mihitsy azo hamarinina any an-toerana, hoy hatrany ny fanazavana.

J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT