• Alatsinainy 17 Aogositra 2020
Sosialy.Mpanadio ny lakan-dranon’andriantany 2 volana tsy nandray karama

80.000 Ar isam-bolana isan’olona no ambany indrindra amin’ny karaman’ireo mpanadio ny lakan-dranon’Andriantany hivarinan’ny rano maloto karamaina orinasa iray izay mpiara-miasa akaiky amin’ny APIPA.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2020
Sosialy.Ankadimbahoaka Bisikileta 500 nogiazana fa nitatitr’olona

Bisikileta manodidina ny 500 nitatitra olona an-tsokosoko no voasakana teny Ankadimbahoaka, omaly maraina.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2020
Sosialy.Fiahiana ara-tsosialy Mahatsiaro an’i Lalao Ravalomanana ireo mpiasan'ny CUA

Mahatsiaro ny Ben’ny tanàna Lalao Ravalomanana ireo mpiasan'ny Kaominina

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2020
Sosialy.Fizarana « Vatsy Tsinjo » Nisavorovoro ny teny amin'ny Gymnase Ankorondrano

Nitohy teny amin'ny Gymnase Akorondrano, omaly, ny fizarana « Vatsy Tsinjo » sosialim-bahoaka ho an’ny Boriborintany fahatelo teto Antananarivo Renivohitra. Nisy olona maromaro eo amin'ny 200 eo ho eo mitabataba tany ivelany nangataka ny hahazo,

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2020
Sosialy.Andasibe Noana, nitroatra ireo mpisera dia

Ela ny ela fa nitroatra ihany koa ireo mpisera dia ao amin’ny valan-javaboahary ao

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Aogositra 2020
Sosialy.Fandrindrana ny fizarana fampiana Nirotsaka an-tsehatra avokoa ny mpiasan’ireo ministera

Niova taranja kely ireo mpiasa eny anivon’ny minisitera samihafa nanomboka tamin’ny faha- 07 aogositra 2020 lasa teo ka ho fiaraha-miasa sy fiaraha-mientan'ireo Minisitera manampy ny ny Governora,

Hamaky ny tohiny
FTT