• Zoma 02 Oktobra 2020
Sosialy.Kere sy fahantrana Misy Malagasy mihinana tanifotsy …

Ireny tanifotsy ireny sisa no atao sakafo any Bekiria, 11 km miala ny tanànan' Ifotaka Faritra Anôsy, raha ny vaovao sy ny sary avy any an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Sosialy.Fahantrana sy kere any Atsimo Rehefa misy maty mitsitra vao tsaroana

Nampivarahontsana ny nahita sy nandre ny voka-dratsin’ny hanohanana any amin’ny ilany Atsimon’i Madagasikara, izay zary niteraka resabe tato anatin’ny herinandro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 02 Oktobra 2020
Sosialy.Tontolon` ny asa Niseho masoandro ny fanambakana ny mpiasa

Mpiasa iray amin` ny 10 no tsara toerana mifanaraka amin` ireo lalàna momba ny asa eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Sosialy.Famatsian-drano eto Antananarivo Ireo rano efa misy ihany no hodiovina hanara-penitra

Ao anatin’ny famahana ny olan’ny famatsian-drano eto Antananarivo sy ny manodidina ny JIRAMA amin’izao fotoana izao. Misy ny tetikasa fametrahana « Unité de Traitement d’eau Conteneurisée » kasain’izy ireo tanterahina.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 01 Oktobra 2020
Sosialy.Ankozomiriotra Tsy salama saina tia mampianan-janaka

Betsaka no hambakain’ny tsy salama saina amin’izao na dia mbola ao anatin’ny hamehana ara-pahasalamana aza isika ka mahatsiaro ho sahirana. Renim-pianakaviana iray voalaza mantsy fa marary saina tany Ankazomiriotra,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2020
Sosialy.Baolina kitra Hifandona ny Barea sy ny Black Star-n’i Ghana

Raikitra ny fampivondronana ny Barean’i Madagasikara noho ny fanampiana lehibe avy amin’ny Filoham-pirenena, hoy i Nicolas Dupuis Mpanazatra ekipam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
FTT