Sosialy

Antalaha Omena fiofanana arak’asa ny tanora sy ny vehivavy


  • Talata 22 Desambra 2020

Hijery manokana ireo tanora lahy sy vavy any amin’ny distrikan’Antalaha ny

 

 

Ministeran’ny fampianarana ara-teknika sy ny fanofanana arak’asa. Hiara-kiasa amin’ireo sekoly tsy miankina rehetra any an-toerana izy ireo hanofana ny mpianatra mba hahay hikirakira ny informatika. Hatombony any amin’ireo sekoly tsy miankina izany hiampita any amin’ny ivon-toerana mitaiza sy manabe ankizy manana fahasembanana. Tanjon’ny Ministera ny hahatonga ireo tanora lahy sy vavy ho afaka hiditra amin’ny sehatry ny asa avy hatrany raha vantany vao vita ny fianarany ka hahatonga azy hahaleo tena tanteraka amin’ny asa fihariana. Ho an’ireo vehivavy manana fahasembanana moa dia hisy ihany koa ny fijerena azy ireny manokana amin’ny alalan’ny fanofanana marolafy hahatonga azy tsy ho vesatry ny fiaraha-monina intsony.

 Pati

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT