• Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Sosialy.Andry Rajoelina “Ho foanantsika ny kere...”

Vao nahare tatitra fa misy kere ady dia tsy nampaniraka olona fa ny tenako mihitsy no nidina taty, hoy ny Filoha Rajoelina tany Atsimon’ny Nosy ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Sosialy.Ho mafy ny ady Mbola hidangana ny vidim-piainana…

Miteraka fatiantoka amin` ny kitapom-bolam-panjakana ireo fepetra samihafa noraisina izay mampikatso ny toekarena ankapobeny eto amintsika.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Sosialy.Fatin-jazakely hita etsy sy eroa Vokatry ny tsy fisian’ny fanabeazana ara-pananahana

Fatin-jazakely maromaro no hita nisy nanary teto amintsika tamin’iny herinandro nivalona iny izay samy tamina toerana samihafa avokoa. Naneho ny heviny mahakasika izany Atoa Jeruville Andriamasinirina, manam-pahaizana manokana momba ny resaka fananahana

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Sosialy.Fahazoana rano fisotro madio Mampiasa teknolojia avo lenta ny Ericsson, Telenor, Wayout

Olona 3 amin’ny 10 no tsy misitraka rano fisotro madio sy antoka, araka ny fanadihadian’ny ONU.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Sosialy.Sambava Nitokona ny mpivarotra

Raikitra ny diabe sy sy feno horakoraka nilaza ny tao am-pony ary filanjàna sora-baventy nataon` ireo mpivarotra ao Ambodisatrana Manainga Zipo - Sambava ny faran`ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 05 Oktobra 2020
Sosialy.Boriborintany faha-4 Olona 800 nozaraina kopia maimaimpoana

Mbola maro ireo olona tsy manana kopia mari-pahaterahana eto amintsika. Lohalaharana amin’ireny ny ankizy madinika izay efa tokony handia ny varavaran-tsekoly.

Hamaky ny tohiny
FTT