• Alarobia 30 Septambra 2020
Sosialy.Baolina kitra Hifandona ny Barea sy ny Black Star-n’i Ghana

Raikitra ny fampivondronana ny Barean’i Madagasikara noho ny fanampiana lehibe avy amin’ny Filoham-pirenena, hoy i Nicolas Dupuis Mpanazatra ekipam-pirenena.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 30 Septambra 2020
Sosialy.Faktiora tsy vita nandritra ny fihibohana Haloa tsikelikely manomboka ny janoary 2021

Lasa fahazarana ny delestazy na fahatapahan-jiro matetika eto Antananarivo sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2020
Sosialy.Ankilimarovahatse - Amboasary Atsimo Ankizy miisa valo matin’ny hanoanana

Mamely ny kere any atsimo. Mihantona ny orana. Tsy misy antenaina ny vokatry ny fambolena. Atao varoboba ny biby fiompiana mba hividianana rano sy sakafo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2020
Sosialy.Besarety sy ny manodidina Manahy ny ho dobo rano rehefa fahavaratra

Miomana amin'ny fotoam-pahavaratra 2020/2021 ny SAMVA sy ny Ministeran'ny Rano sy Fidiovana ary Fahadiovana. Natomboka omaly Alatsinainy 28 septambra 2020 tetsy Besarety sy ny manodidina ny fanadiovana tatatra sy lakandrano eny an-toerana.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 29 Septambra 2020
Sosialy.Fanalan-jaza an-tsokosoko Vehivavy 3 isan'andro no mamoy ny ainy

Manaitra ny sain'ny maro Rtoa Estelle Razanadrakoto, sekretera jeneralin'ny CNFM (Filan-kevitra nasionalin'ny vehivavy eto Madagasikara),

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 28 Septambra 2020
Sosialy.Fandaminana tsena any Sambava Leo famindran-toerana lava ireo mpivarotra

Miteraka savorovoro ny famindran-toerana ireo mpivarotra ao amin` ny kaominina ambonivohitra Sambava. Fanintelony izay no namindrana azy ireo.

Hamaky ny tohiny
FTT