Sosialy

Antenimieram-pirenena Mpiasa 15 handeha hisotro ronono


  • Talata 22 Desambra 2020

Omaly 21 desambra 2020 no fotoana natokan’ny Antenimieram-pirenena hisaorana

 

 

 

ireo mpiasa handeha hisotro ronono amin’ity taona 2020 ity. Zava-dehibe tokoa ny asam-panjakana satria asa ho an’ny tanindrazana ary mitaky fahafoizan-tena, hoy io andrim-panjakana io. Naneho ny fankasitrahana ny asa vita rehetra ny Filoha Lefitra Razafitsiandraofa Jean Brunelle sy ny Sekretera Jeneraly Randriamahafanjary Calvin ary nitso-drano azy ireo amin’izay adidy hafa mbola miandry. Ny nisolo tena ireo handeha hisotro ronono kosa dia nanentana ireo mbola am-perin’asa hazoto hanatanteraka sy hanaja ny asa. Nisy ny fanolorana takelaka marim-pankasitrahana sy fanomezana ho an’ireo 15 mianadahy mianaka ho marim-pahatsiarovana.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT