- Talata 22 Septambra 2020
Sosialy.Maroantsetra Zazavavy 16 taona, hita faty niantona
Zazavavy kely iray vao 16 taona monja, mpianatry ny CEG Ambodiaramy no hita faty niantona teny ambony hazo ny sabotsy teo tao Ambodiaramy ihany. Efa tsy nisy fofon’aina intsony ny anaovavy vao nisy nahita ny vatana mangatsiakany.
Hamaky ny tohiny