- Alarobia 07 Oktobra 2020
Sosialy.Faritra Itasy Miatrika fiofanana ireo tanora tsy an'asa
Tanora tsy an'asa miisa 697 any amin'ny Faritra Itasy no nisitraka fampiofanana fohy ezaka nanomboka omaly.
Hamaky ny tohinyTanora tsy an'asa miisa 697 any amin'ny Faritra Itasy no nisitraka fampiofanana fohy ezaka nanomboka omaly.
Hamaky ny tohinyHamaky ny tohiny
Toy ny antso an’efitra ihany raha izay no ilazana azy ny antso nataon’ireo mponina ao amin’ny kaominina ambanivohitra Antanety Ambohijoky tamin’ny fanjakana mikasika ny tokony hijerena haingana ny asa fanamboarana ny toho-drano ao Ambatomainty izay manondraka velaran-tany an’arivony ha ao
Hamaky ny tohinyMafy ny hetaheta sy ny hanohanana mahazo ireo mponina any amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy.
Hamaky ny tohinyNy fototra iorenan’ny tany tan-dalàna dia ny fanjakana tan-dalàna. Ny fipetrahan’ny fitoniana sy filaminan-tsaina ho an’ny rehetra no fototra hahafahana miroso milamina amin’ny tena fampandrosoana.
Hamaky ny tohinyNankasitraka manokana ireo ankizy tsara naoty indrindra tamin’ny fanadinam-panjakana CEPE farany teo ny kaominina Antananarivo renivohitra, tarihin’ny Ben’ny tanana Naina Andriantsitohaina.
Hamaky ny tohiny