Sosialy

Zaza lasibatry ny tsy fanjarian-tsakafo Nentina namonjy ny CHRD Amboasary


  • Talata 22 Desambra 2020

Raha manantateraka ny fitsaboana sy fitiliana ireo tena marefo eny an-kianja ny

 

 

 

miaramila mamita iraka any Atsimo dia zaza iray 13 volana monina ao amin'ny fokontany Befaitsy no nentin'ireo miaramila mpitsabo hiazo haingana ny CHRD Amboasary raha hita fa voa mafy noho ny tsy fahampian-tsakafo ny faran'ny herinandro teo, hoy ny fampitam-baovaon’ny tafika. Manana anjara toerana lehibe amin’ny ady amin’ny kere any Atsimo ny tafika ary izy ireo no mandrindra ilay CCOK na Foibem-be fibaikoana sy fandrindran’asa any any amin’ny Faritra Atsimo amin’izao fotoana izao.

Toky R

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT