• Zoma 09 Oktobra 2020
Sosialy.Vatsin`ankohonana - Fiavota “Famonjena ireo fianakaviana tena sahirana”

71,50%n` ny Malagasy dia voasokajy ho tena sahirana ka mandray 1 dolara isan-andro.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 09 Oktobra 2020
Sosialy.Vatsin`ankohonana - Fiavota “Famonjena ireo fianakaviana tena sahirana”

71,50%n` ny Malagasy dia voasokajy ho tena sahirana ka mandray 1 dolara isan-andro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2020
Sosialy.Tontolon’ny fambolena Nanome tohana 824 677 ny FIDA

Nahazo tohana 824 677 dolara Amerikanina avy amin’ny FIDA (Fond Intérnational de Développement Agricole) I Madagasikara, tafiditra ao anatin’ny fanohanana ny RPSF (Relance en Faveur des Populations Rurales Pauvres),

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 08 Oktobra 2020
Sosialy.Fanatsarana fanjonoana ao Nosy be Mpanjono madinika miisa 1500 no miatrika fiofanana

Ao anatin’ny fanampian’ny tetikasa SWIOFish 2, ny fitantanana momba ny varotra sy ny fampiroboroboana ny vokatra an-dranomasina sy an-dranomamy dia nirotsaka amin’ny fanampiana ireo mpanjono madinika,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Sosialy.Amoron`i Mania Kaominina 30 no hisitraka rano fisotro madio

Nihaona tamin` ny Lehiben'ny Faritra Amoron'i Mania ny mpandrindra ara-paritra amin` ny CARE-Rano WASH Rajaona Herizo.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 07 Oktobra 2020
Sosialy.Sambava Silipom-behivavy maro no tratra teny aminy

Omaly, tokony tamin` ny 02 ora maraina, dia ilay lehilahy iray milaza fa hamonjy fodiana no tratran` ny fisavana nandritra ny fisafoana nataon'ireo Andrimasom-pokonolona tao Ambalamanasy-Antanifotsy II distrikan` I Sambava.

Hamaky ny tohiny
FTT