Sosialy

Akany Mihajasoa Andranomena Nanome fitafiana ho an’ireo ankizy kamboty


  • Alakamisy 24 Desambra 2020

Toy ny fanaony isan-taona dia tsy nanadino ireo ankizy kamboty beazina ao aminy

 

 

ny Akany Mihajasoa eny Andranomena, tarihin-dRasolofoniaina Mihaja. Akanjo sy bisky ary vatomamy ho an'ireo ankizy kamboty sy sahirana,miisa 200 no natolony tamin’izany amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Krismasy sy ny faran’ny taona izao. Izany no natao moa dia entina hamalifaliana azy ireo mba tsy hahatsiaro tena ho irery izy ireny ao anatin’ny fiatrehana ny fety. Tsiahivina fa anisan’ny akany manampy sy manofana ireo olona te-hahay mofomamy ihany koa ny Akany Mihajasoa amin’ny vidiny mirary dia mirary tokoa.

Pati

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT