Sosialy

Mpiasam-panjakana Nangingina ny « panier garni »


  • Talata 29 Desambra 2020

Tsikaritra ho somary nangingina tsy toy ny isan-taona teny anivon’ireo rafi-panjakana

 

 

 

isanisany eto Madagasikara tamin’ity taona ity ny resaka fizarana fanomezana firariantsoa ireo mpiara-miasa noho ny fetin’ny Krismasy sy taom-baovao. Zary fiantsoana raikitra azy moa ny hoe « panier garni ». Politikan’ny fitsitsiana ve sa fahatongavan-tsaina fa tsy tokony atao mahoraka loatra ny fizarana gisa na vorontsiloza manoloana izao fasahiranam-bahoaka an-tsoson-koditra izao? Na minisitera na antenimiera sy izay rafitra misy rehetra. Nangingina e !

J. Mirija

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT