- Talata 13 Oktobra 2020
Sosialy.Mpiaro ny zon’ny mpanjifa Mikaroka vahaolana momba ny faktioran’ny JIRAMA
Misy tokantrano efa nahazo sahady ilay faktioran’ny JIRAMA nandritra ny fihibohana tsy voaloa eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyMisy tokantrano efa nahazo sahady ilay faktioran’ny JIRAMA nandritra ny fihibohana tsy voaloa eto an-drenivohitra.
Hamaky ny tohinyRaha miisa 50 ireo ekipa efa nalefan’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka hiasa sy handray an-tanana ireo olona tratran’ny tsy fanjariantsakafo any amin’ny faritra Atsimo vokatry ny kere 10 andro lasa izay dia nampiana 30 mianadahy vaovao indray izany.
Hamaky ny tohinyNa dia azo lazaina ho azo hitarafana ny mety hoavin’ny ekipam-pirenena malagasin’ny baolina kitra aza ireo lalao fitsapana miisa 2 vita hatreto dia hita ihany ny fahabangan’ireo mpilalao tsy tonga niatrika ireo fampivondronana in-droa miantoana tany Luxembourg ny 9 oktobra teo sy omaly 12 oktobra tatsy Maraoka.
Hamaky ny tohinyNy volana febroary 2019 no nanomboka nahazo trano vonjimaika vita amin`ny kaontenera ny mponin` i La Réuninon Kely, izay natolotry ny minisiteran` ny mponina.
Hamaky ny tohinyOlona miisa 7 no voaroiroy ary hatolotra ny fitsarana tsy ho ela ao Fianarantsoa, taorian’ilay raharaha nitranga tany an-toerana ny 25 septambra
Hamaky ny tohinyFaritra telo amin’ny tapany atsimon’ny nosy iny no ianjadian’ny kere, ka ny tena mitondra faisana amin’izany dia ny faritra Androy sy Atsimo Andrefana ary Anòsy.
Hamaky ny tohiny