• Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Sosialy.Distrikan’i Tsihombe Nizara sakafo sy rano ny Minisiteran’ny mponina

Nizara Sakafo manta sy masaka ary Rano, niaraka tamin-dy Masera tany Tsihombe ny Minisitry ny mponina Rtoa Bavy Angelica sy ny Depiote voafidy tany an-toerana Rtoa

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 19 Oktobra 2020
Sosialy.Mpivarotra amoron-dalana etsy Analakely Miantso fifampiresahana haingana

Raikitra indray ny fangalam-piery teny Analakely sy manodidina. Rehefa tonga eny an-toerana ny polisy nasionaly sy ny polisy monisipaly dia vaky tady mandositra ireo mpivarotra.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 16 Oktobra 2020
Sosialy.Namono nahafaty ny vadiny Maka saina any am-ponja ilay lehilahy

Tratran’ny polisy teny Ambodivona/Soavimasoandro ny Talata alina teo ihany ilay lehilahy namono nahafaty ny vadiny teny Ambodivona Soavimasoandro.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 15 Oktobra 2020
Sosialy.Karine manara-penitra Sao dia adino tanteraka ?

Dimy volana sy herinandro anio ny 08 aprily, nanambaran’ny Filoham-pirenena Andry Rajoelina hanaovana ilay « digitalisation » karazana fanisam-bahoaka sy fanangonana anatontan-kevitra mikasika ny fiainam-bahoaka nambara fa hovitaina ao anatin’ny folo andro.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Sosialy.Vola fisotroan-dronono Efa nanomboka ny fizarana

Somary lasa aloha ny fandoavana ny fisotroan-dronona tamin’ity volana oktobra ity. Nanomboka omaly alatsinainy 12 oktobra 2020 ny andro voalohan'ny fizarana amin'ity volana oktobra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 13 Oktobra 2020
Sosialy.Ambohidrapeto Nampiana 2 ireo sinibe mpamatsy rano

Betsaka ireo faritra sahirana ara-drano amin’izao fiandohan’ny vanim-potoanan’ny lohataona izao.

Hamaky ny tohiny
FTT