• Alarobia 22 Septambra 2021
Sosialy.Famoronana tetikasa tohanan’ny Orange Fantatra ireo 3 mendrika indrindra amin’ny “POESAM 2021”

Nivoaka ny valin’ny fifaninanana momba ny tetikasa sy fandraharahana ara-tsosialy POESAM 2021 na « Prix Orange de l’Entrepreneur Social en Afrique et Moyen-Orient (POESAM) 2021, izay nokarakarain’ny Orinasa orange.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2021
Sosialy.Fahazoana trano eny Tanamasoandro Mandoa 100.000 ariary isam-bolana mandritry ny 15 taona Fahazoana trano eny Tanamasoandro

Mandoa 100.000 ariary isam-bolana mandritry ny 15 taona100.000 hatramin’ny 120.000 ariary isam-bolana mandritry ny 15 taona ny vidin’ny trano eny amin’ireo tanàna vaovao,

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 22 Septambra 2021
Sosialy.Nanakiana mafy ny JIRAMA ny Depiote Fetra Ny mpanjifa ve no hanentsina ny tsy fahaizanareo mitantana ?

Rediredy no tena betsaka ataon’ny fitondram-panjakana tarihin’I Andry Rajoelina, hoy ny depiote voafidy tao amin’ny boriboritany fahadimy,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
Sosialy.Saika hifindra monina an-tsokosoko Malagasy 53 indray no tratra tany Mayotte

Kazarana sambo kely na ireny antsoina hoe: Kwassas ireny miisa 6 no tsikaritry ny tafika an-dranomasina tatsy Mayotte ary nosambotin’ny borigady an-dranomasina sy ny polisy mpiaro ny sisin-tany,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
Sosialy.Famonoana zaza tany Ambositra Olona 4 naiditra am-ponja

Olona 4 no fantatra fa voasambotra ary efa naiditra am-ponja tamin’ny faran’ny herinandro teo tany amin’ny kaominina ambanivohitra Ambositra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 20 Septambra 2021
Sosialy.Antananarivo renivohitra sy ny manodidina Gaboraraka ny fety sy kotaba manimba fiarahamonina

Toe-javatra mateti-piseho eny anivon’ny fiaraha-monina ny fanaovana fety izay matetika hisiana kotaba amin’ny endriny maro, zava-maneno tsy hifankahitana, savorovoro, fimamoana,…

Hamaky ny tohiny
FTT