• Alarobia 06 Oktobra 2021
Sosialy.Ambohimanarina Zokiolona maro notoloran’ny CNaPS 100 000 -1 000 000 Ar

Nitondra fanampiana sy fankasitrahana ireo mpikambana mahafatra-po ao aminy mihoatra ny 75 taona ny CNaPS, ka natomboka teny izany ny teny Ambohimanarina izany,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 05 Oktobra 2021
Sosialy.Fanafarana PPN amin’ny sambo miisa 20 Ahiana ho famotsiam-bola, hoy ny Teza

Tsy mpandraharaha akory ny fanjakana, hoy ny avy eo anivon’ny antoko politika Teza. Ny mpandraharaha no manao izany hoe fanafarana PPN amin’ny sambo miisa 20 izany, hoy ny filohan’izy ireo, ny Dr Jean Louis Rakotoamboa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Sosialy.Tetikasa "Vatsin'ankohonana" Nanampy olona ho lasa mpandraharaha matihanina

Hita sy azo tsapain-tanana tsara ny vokatra azon'ireo ankohonana nampihatra ny tantsoroka, natolotry ny governemanta malagasy tamin'ny alalan’ny fandaharanasan’ny fitondram-panjakana "vatsin'ankohonana",

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Sosialy.Entona fandrehitra Efa nampidinina ny TVA nefa mbola saika hampakarina ny vidiny

Nanaitra ny mpanjifa ny fikasan’ny Vitogaz, iray amin’ireo orinasa mpaninjara entona fandrehitra eto Madagasikara, hampakatra 10 ka hatramin’ny 16% ny vidiny nanomboka ny fiandohan’ity volana oktobra ity.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Sosialy.Ankeniheny Tanjombato Maro ireo fitaovana simban’ny herinaratra

Velon-taraina mafy ireo mponina ao amin’ny Fokontany Ankeniheny Tanjombato, distrikan’Antananarivo Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 04 Oktobra 2021
Sosialy.Mponin’Anosibe Andrefana I Tsy manaiky ilay fikasana handrodana trano

Nanararaotra nanao fanambarana manoloana ny heverin’izy ireo ho tsindry hazo lena mahazo azy tetsy amin’ny lisea tekinika Ampefiloha ny sabotsy teo ireo mpivarotra etsy amin’ny tsenan’Anosibe

Hamaky ny tohiny
FTT