• Talata 14 Septambra 2021
Sosialy.Toliara Hamidy amin'ny kapoaka “Nadco” ny vary

Efa hamidy amin’ny kapoaka « Madco », izay kely lavita noho ny kapoaka mahazatra ny vary any Toliara amin’izao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Septambra 2021
Sosialy.“Faux-cap” – Faritra Androy Nifandrombahana ilay fatina trozona

Trozona goavam-be iray no hita faty tany amin'ny faritra Androy ny faran’ny herinandro teo, izay nifandrombahan’ny olona ny fakana ny henany. Tao amoron’ny « Faux-cap»

Hamaky ny tohiny
  • Talata 14 Septambra 2021
Sosialy.Alatsinainy Ambazaha Nahazo tsena manara-penitra

Nahazo tsena manara-penitra ny kaominina Alatsinainy Ambazaha, distrikan’Antananarivo Atsimondrano. Omaly no notokanana tamim-pomba ofisialy izany mahazaka mpivarotra manodidina ny 160 isa.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 13 Septambra 2021
Sosialy.Vidim-piainana Hiakatra hatrany hatramin’ny faran’ny taona

Nisy fiakarany hatrany ny vidim-piainana nanomboka ny volana martsa, araka ny tatitry ny Ivon-toerana nasionaly momba ny antontan’isa (INSTAT).

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Septambra 2021
Sosialy.Tsena vaovao Behoririka Omena ny hafa ny karatr’ireo mpivarotra tsy tonga

Nanao fampilazana omaly ny Kaominina Antananarivo Renivohitra (KAR) fa misy amin’ireo mpivarotra nahazo karatra no mbola tsy nandray ny toerana voatokana

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 08 Septambra 2021
Sosialy.Fisokafan’ny Analamanga Park Mponina eny an-toerana ihany no alaina hiasa

Ho fanomanana ny fisokafan'ny Analamanga Park afaka andro vitsy, izay voatery nahemotra volana maro,

Hamaky ny tohiny
FTT