- Zoma 08 Oktobra 2021
Sosialy.Karama 7 volana tsy voaray Mitokona ireo mpandanja fiara
Raikitra ny fitokonana fanairan’ireo mpiasa amin’ny “station de pésage” na toerana fandanjana fiara miisa 7 eny amin’ny làlam-pirenena, izay mitaky ny fandoavana ny karama 7 volana.
Hamaky ny tohiny
