- Zoma 17 Septambra 2021
Sosialy.Asa sy fihariana Miroborobo ny resaka zaitra
Niroborobo sy nahazo vahana teto amintsika ny resaka zaitra hatramin’ny nisian’ny valan’aretina Covid 19 ka niteraka ny fihibohana teto amintsika.
Hamaky ny tohinyNiroborobo sy nahazo vahana teto amintsika ny resaka zaitra hatramin’ny nisian’ny valan’aretina Covid 19 ka niteraka ny fihibohana teto amintsika.
Hamaky ny tohinyAraka ny fanazavan’ny vondron’orinasa mpisehatra eo amin’ny vary safiotra na “hybride”, STOI, tetsy amin’ny foara iraisampirenena Malagasy na FIM tetsy Tanjombato omaly,
Hamaky ny tohinyRamatoa roa marary mafy no fantatra fa tsy misy mpiahy ao amin'ny hopitaly Befelatanana. Kohadavareny sy aretim-po no mahazo azy ireo hoy ny vaovao.
Hamaky ny tohinyMpianatra miisa 10 no saika nijanona tsy hianatra intsony noho ny fahasahiranana mianjady amin'ny ray aman-dreny ankehitriny ao amin'ny sekoly iray ao Bongatsara.
Hamaky ny tohinySarotiny mafy ny ao Fianarantsoa amin’ny resaka havoretrana sy ny tsy fanajana ny fahadiovana.
Hamaky ny tohinyMahazo vahana ny famindran-toerana ireo polisy eto an-drenivohitra sy ny any amin’ny faritra amin’izao. Misy tsy ara-dalàna anefa ny fanatanterahana izany hoy Randriamiarana Alphonse,
Hamaky ny tohiny