Sosialy

Andranovelona Ilafy Fijaliana ny resaka rano


  • Alakamisy 04 Novambra 2021

Velon-taraina ireo mponina mianavaratr’Antananarivo, ny marimarina kokoa dia iny Andranovelona Ilafy sy ny manodidina azy iny manoloana ny fiantraikan’ny tsy fisian’ny rotsak’orana hatramin’izao.

 Ritra hatramin’ny lavadrano, raha ny fampitam-baovaon’ireo mponina. Fijaliana, noho izany, ny resaka rano, araka ny nambaran’ny fianakaviana iray tonga miakatra eto Antananarivo amin’ny fiarakodia mihitsy mba hatsaka rano amin’ny havana ahafahana mahazo rano amin’ireny zerikanina ireny. Maina ny tanimbary ary tsy zarizary koa ny fambolena sy fiompiana ary ireo fihariana manodidina izany, noho izany olana ara-tontolo iainana izany, raha ny fampitam-baovao voaray hatrany. Isan’ny antsoavo atao, noho izany, ny fanabeazam-boho ny fikajiana sy fiarovana ny tontolo iainana, indrindra, amin’ny alalan’ny fampitsaharana ireo tavy sy doro tanety.
J. Mirija

 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • FANAMBADIAN’NY
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ANKIZY TSY AMPY TAONA

  • Fiarovana
  • Zoma 02 Oktobra 2026

ny mpanjifa

  • Fanadiovana,
  • Zoma 02 Oktobra 2026

« Himo » notarihin’ny Fikambanana Fanjiry

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

Hijery ny tohiny
FTT