• Alatsinainy 15 Novambra 2021
Sosialy.Resaka famonoana omby Nifampitory izy mianadahy mpiraitampo

Mpiraitampo iray kibo no nifampitory noho resaka nobo vono ombivavy tany Anjagnoveratra Antsampanamahazo distrikan’i Sambava, ny herinandro lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 11 Novambra 2021
Sosialy.Anosimahavelona Tongan’ ny hazavana ny tanàna

Nisitraka fahazavana amin'ny alalan'ny fametrahana ireo jiro eny amin'ny lalana rehefa tsy nisy nijery nandritra ny taona maro ny fokontany Anosimahavelona ao amin'ny Boriborintany fahaefatra.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Novambra 2021
Sosialy.Raharaha ady tany ao Fenoarivo Tsy misy idirako hoy ny Ben’ny tanànan’Ampitatafika

Nivoaka tamin’ny fahanginana omaly ny Ben’ny tananan’Ampitatafika Rado Ramparaoelina manoloana ilay resaka ady tany ao anatin’ny kaominina Fenoarivo Atsimondrano izay nanononan’ny solombavambahoaka Naivo Raholdina

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Novambra 2021
Sosialy.Roland Ratsiraka “Hanohitra hatramin’ny farany io Pipeline io aho”

Niezaka nanazava omaly ny avy ao amin’ny orinasa HITA (Huilerie Industrielle de Tamatave), fa miainga eo amin’ny Seranan-tsambo ka hatreny amin’ny « raffinerie » eny Ampilaolava ny fantsona lehibe na « pipeline »

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Novambra 2021
Sosialy.Mampatahotra ny antontan’isa Tafiakatra 7,2% ny vary, 8,9% ny PPN, 9,2% ny fanafody

Tafiakatra hatrany amin’ny 6,3% ny tahan’ny fiakaran’ny vidim-piainana na ny « Taux d’inflation » ho an’ny volana septambra 2021, araka ny antontan’isa vao navoakan’ny Ivon-toerana nasionaly momba ny antontan’isa na INSTAT

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Novambra 2021
Sosialy.Telolahy voaraoka sy nogadraina Tafaverina miasa noho ny ezaky ny randrana sendikany

Miisa 3 lahy ireo mpiasa naato tamin’ny asany tsy nomena karama sy nogadraina tao amin’ny ozinin’ny tafika ao Moramanga noho ny fisian’ny olana tao an-toerana tamin’ny fotoan’androny.

Hamaky ny tohiny
FTT