- Alarobia 08 Desambra 2021
Sosialy.Ady tany ho an’ny taona 2021 Hifarana ny 31 desambra ny fandraisana ireo fitarainana
Nanao tatitra ny tohin’ny asany tetsy amin’ny antenimieram-pirenena Tsimbazaza omaly ny vaomiera mpanadihady ny ady tany miverimberina eto Madagasikara eny anivon’ny antenimieram-pirenena tarihin’ny filohany,
Hamaky ny tohiny
