• Alarobia 10 Novambra 2021
Sosialy.Fandravana trano eny Anosiala Tsy hanaiky hiala ireo mponina

Hisy ny fihetsiketsehana ho tontosain’ireo mponina voakasiky ny fandravana trano eny Anosiala amin’ity anio ity, raha ny fampitam-baovaon’izy ireo omaly.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Novambra 2021
Sosialy.Ady tany eny Ambavahaditokana Taratasy fifampivarotana tsy misy sonia no nampiasaina

“Taratasy fifampivarotana tsy misy sonia dia maheresy ny anay” Raharaha mibahan-toerana indrindra eny anivon’ny Fitsarana Malagasy ny resaka ady tany, izay miseho amin’ny endriny maro.

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 10 Novambra 2021
Sosialy.Ady amin’ny fiparitahan’ny fako Tonga any amin’ny faritra atsinanana ny Kopakelatra

Ny fiandohan’ny volana teo no tonga tany Toamasina ny tetikasan’ny STAR miaro ny tontolo iainana, Kopakelatra, tetikasa izay manana tanjona amin’ny fampianarana ny olon-drehetra hitandro ny fahadiovana amin’ny alalan’ny

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2021
Sosialy.Vidin’ny atody Ahiana ho tafakatra 800 Ar amin’ny fety

650 Ar no vidin’ny atody iray lehibe sy voafantina amin’izao eny an-tsena ankehitriny raha 350 Ar ireo efa misy vaky sy madinika amidy etsy amin’ny tsenan’ny atody etsy Antohomadinika.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2021
Sosialy.Herinandro ho an’ny fandraharahana “GEW” “Omena fanampiana ireo tanora manana tetikasa”

Nisokatra ofisialy omaly 08 Novambra 2021 ny herinandro maneran-tany natokana ho an'ny fandraharahana (GEW) izay natrehan'ny Minisitry ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana (MICC)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 09 Novambra 2021
Sosialy.La Réunion kely Mitaraina amin’ny hafanana sy ny fofona ny mponina

Tafiditra ao anatin’ny vanim-potoanan’ny hafanana tanteraka isika ankehitriny. Anisan’ny tena mitondra faisana ao anatin’izany ireo mipetraka amin’ny trano vy toy ny iainan’ireo mponina etsy La Réunion kely Ampefiloha.

Hamaky ny tohiny
FTT