- Alarobia 17 Novambra 2021
Sosialy.Mponina eny amin’ny faritra avo Tsy tokony hiandry ny miaramila hanala azy vao hiala
Tsy tokony hiandry ny miaramila hanala azy ireo olona monina eny amin’ny faritra avo vao handao ny toeram-ponenany hoy ny jeneraly Elack Olivier, tale jeneralin’ny birao nasionaly misahana ny loza voajanahary omaly.
Hamaky ny tohiny
