Sosialy

Hialana amin’ny fanararaotana Hatobaka ny vary tsinjo sy fary fety


  • Alatsinainy 20 Desambra 2021

Tsy tokony hisy intsony ny olana amin’ny vary eny an-tsena eo anatrehan’ny fanatobahana “vary tsinjo” sy “vary fety”, raha ny làlan-tsaina entin’ny Minisiteran’ny fampiroboroboana

 ny indostria sy ny varotra sy ny fanjifana (MICC) miaraka amin’ny Orinasa SPM (State Procurement of Madagascar). Mitohy hatrany ny fitsinjarana eny an-tsena miaraka amin’ireo mpiaramiombon’antoka ny Vary Tsinjo amin’ny vidiny ara-drariny (prix de référence) 600 Ariary ny kapoaka. Vary tena tsara kalitao izy io ary tsy mena-mitaha amin’ireo vary nafarana hafa ataon’ny moivarotra hoe « Stock lux », hoy ny Fanjakana. Manentana hatrany ireo mpanjinjara manerana an’Antananarivo sy ny manodidina izay tia handray anjara hifandray aminy ny orinasa mpitsinjara. Tsy eto Antananarivo ihany no hanatobahana an’io fa saika ny faritra rehetra, ka isan’izany ohatra ny any Taolagnaro, Farafangana,…
Toky R
 

Tia Tanindrazana

Samia mijoro ho an'i Gasikara.


Ao amin’ity sokajy ity ihany : Sosialy

  • Fiarovana ny mpanjifa
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

sy ireo mpandraharaha

  • SENDIKA TRIADE
  • Alakamisy 01 Oktobra 2026

Tsy miaro ny mpanao risoriso izahay !

  • BANKY SIPEM
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Manamora ny fahazoan’ny

  • FIKAMBANANA FANJIRY
  • Alatsinainy 28 Septambra 2026

Nanadio lakan-drano

  • AKANJO, KIRARO,
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

KOJAKOJAN-TOKANTRANO

  • Fananan-tany
  • Alakamisy 24 Septambra 2026

ao Nosy Be Hell Ville

Hijery ny tohiny
FTT