• Talata 23 Novambra 2021
Sosialy.Morondava Mbola maro ireo manao maloto eny amoron-dranomasina

Mbola maro ireo olona monina eny amoron-dranomasina no manao maloto na diky eny amin’ny faritra tsy tokony hanaovana izany.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Novambra 2021
Sosialy.Efa tena zava-doza Mirehitra i Madagasikara iray manontolo

Tsy misy faritra iray tsy ahitana doro ala sy doro tanety eto Madagasikara amin’izao fotoana izao, raha sary avy amin’ny satelita na zana-bolana nivoaka ny sabotsy 20 novambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Novambra 2021
Sosialy.Vondrona fifankatiavana parlemantera Hitsinjo ireo ankizy afaka baka zanaky ny sahirana

Hitsinjo ireo ankizy afaka baka zanaky ny sahirana eto amintsika ireo tera-tany Sinoa. Nanolotra vatsim-pianarana mitentina 50 tapitrisa Ar

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 22 Novambra 2021
Sosialy.Tsena «Petite vitesse» Nihaino ny tarainan’ny olona i Dada

Nidina ifotony nihaona sy nifampiresaka tamin’ny vahoaka sady niantsena tetsy amin’ny “Petite Vitesse” ny Filoha teo aloha Marc Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2021
Sosialy.Itaosy sy Ampitatafika Omena rano maloto mihitsy ve ny mponina ?

Miverina indray ny rano maloto sy ranom-potaka tonga any an-tokantranon’ny Mpanjifa amin’izao fotoana izao. Maro ny fitarainana voaray omaly maraina mikasika an’io,

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 18 Novambra 2021
Sosialy.Manakaiky ny fety Manome fahafaham-po ny mpanjifa ireo orinasa lehibe

Rehefa manakaiky toy izao ny fety dia maro amin’ireo magazay lehibe eto amintsika izay manavao ny tolotra omeny ny mpanjifa. Anisan' izany ny tranombarotra « Baolai »

Hamaky ny tohiny
FTT