• Talata 11 Janoary 2022
Sosialy.Fiakaran’ny vidim-piainana ankehitriny “Na fisondrotan-karama 50% aza tsy ampy”

Na fisondrotan-karama 50% aza tsy ampy hiatrehana ny fiakaran’ny vidim-piainana ankehitriny, hoy ny avy eo anivon’ny Firaisamben’ny sendika malagasy revolisionera na FISEMARE.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Janoary 2022
Sosialy.Ankorangana - Antsiranana II Zazavavy iray namoy ny ainy vokatry ny fihinanana fano

Zazavavy iray no namoy ny ainy, zaza telo sy olon-dehibe roa naiditra hopitaly. Io vokatr’ilay fihinanana fano na “tortue de mer” tany amin’ny Fokontany Irodo ,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2022
Sosialy.Mpivarotra ambony « trottoir » Angaha tsy efa izao no nanenjehana ny teo aloha ?

Raikitra ny fanoritsoritana làlana mba hametrahana mpivarotra hivarotra eny ambony “trottoir” izay tokony ho an’ny mpandeha an-tongotra,

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 10 Janoary 2022
Sosialy.Lanaky ny dia an-tongotra Vehivavy nitondra zaza nitsirara tsy nahatsiaro tena

Vehivavy iray no mitsirara tsy nahatsiaro tena intsony kanefa niaraka tamin'ny zanany vao enim-bolana monja no sendra hitan'ny Polisy avy amin’ny CSP 8 nanao fisafoana

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 30 Desambra 2021
Sosialy.KAOMININA IVATO Nizara fanampiana ho an’olona 1100 isa

Olona miisa 1.100 no nozaraina fanampiana omaly tao amin’ny kaominina Ivato. Nahitana fotsimbary, kafe, siramamy ary sira izany niampy paty hahafahan’izy ireo miatrika ny fetin’ny faran’ny taona sy ny taom-baovao sambatra

Hamaky ny tohiny
  • Alarobia 29 Desambra 2021
Sosialy.Vadina pasitera saropiaro Tovovavy iray nanaovany habibiana

Nitrangana toe-javatra mampalahelo tany amin’ny distrikan’i Fenoarivobe tamin’ny Alahady 26 Desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
FTT