• Talata 28 Desambra 2021
Sosialy.ANTOHOMADINIKA 4 andro tsy nandeha ny rano

4 andro tsy nandeha ny rano fisotro madio tao Antohomadinika, kaominina Antananarivo renivohitra. Vokatry ny fahatapahana avy amin’ny JIRAMA no nambaran’ireo mponina fa antony mahatonga izany

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Desambra 2021
Sosialy.Hetra trano midangana be “Tokony hazava ny kajy nanaovana azy”

Nitantara ny zava-nisy fony izy mbola mpanolontsain’ny tanana tao amin’ny kaominin’Antananarivo renivohitra ny depioten’ny boriboritany fahadimy, Fetra Ralambozafimbololona.

Hamaky ny tohiny
  • Alatsinainy 27 Desambra 2021
Sosialy.SOANIERANA IVONGO Trano 391 isa no ravan’ny afo

Nitrangana haintrano mahatsiravina tany amin'ny fokontany Ambinany, distrikan’i Soanierana Ivongo ny 24 Desambra lasa teo.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Sosialy.Lalàna vaovao momba ny fananan-tany « Ara-dalàna io, nantsoina firaisamonim-pirenena fa nandà”

“Voarain’ny Minisiteran’ny Fanajariana nyy tany sy ny fananan-tany (MATSF) tokoa ireo ahiahy sy fitarain’ny mpikambana sasantsasany ao amin’ny Fiarahamonim-pirenena izay nanao fanambarana taorian'ny famoahana fampananan-kery ny Lalàna n° 2021-16,

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Sosialy.EPP MIISA 12 AO ALASORA Nizarana kilalao sy vatomamy ireo mpianatra

Miezaka ny kaominina Alasora amin’izao ankatoky ny fankalazana ny fetin’ny Noely sy ny faran’ny taona izao mampifaly ireo mponina ao aminy.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 21 Desambra 2021
Sosialy.Vahaolana anio sy rahampitso “Vahao faran’izay haingana io olan’ny rano io”

Ny volana desambra tahaka izao, ho an’ny mpikarakara lanonana sy mpanakanto, hoy ny avy eo anivon’ny fikambanana Vahaolana Anio sy Rahampitso,

Hamaky ny tohiny
FTT