• Alarobia 19 Janoary 2022
Sosialy.Vaomiera mpanadihady ny ady tany “Ny fanjakana ihany no afaka mivarotra tanim-panjakana”

Nisokatra androany indray ny fotoam-pivoriana sy taom-piasan'ny vaomiera mpanadihady ny ady tany eny amin'ny antenimieram-pirenena Tsimbazaza.

Hamaky ny tohiny
  • Talata 18 Janoary 2022
Sosialy.Endrika faharavan’ny fiarahamonina Notetehiny sy norasarasainy ny vadiny

Novonoina lehilahy iray tamin’ny fomba feno habibiana ny vadiny ny alin`ny 15 Janoary lasa teo tao Andrahanana, Distrikan’i Maroantsetra. Notetitetehany ny tanany, norasarasainy ny lohany sy ny vatany manontolo.

Hamaky ny tohiny
  • Zoma 14 Janoary 2022
Sosialy.Midangana ny vidin-tsavony Velon-taraina ny mpanasa lamba

Tsy mitsaha-midangana ny vidin-tsavony eny an-tsena efa ho volana vitsivitsy izao. Savony novidiana 600 Ar telo volana lasa izay lasa vidiana 1300 Ar ankehitriny.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Janoary 2022
Sosialy.Mpifindra monina avy any Atsimo An’aliny no efa any tonga any Boeny

Efa tafakatra an’aliny ny isan’ireo mpifindra monina avy any Atsimo mamonjy ny Faritra Boeny amin’izao. Miisa 80 kosa ireo tonga eto Antananarivo afak’omaly ary mikasa ny hanohy ny diany any Mahajanga.

Hamaky ny tohiny
  • Alakamisy 13 Janoary 2022
Sosialy.Fanaraha-maso ny vidin’ny Vitogaz Nanao fidinana tampoka ny Minisiteran’ny varotra

Niara-nidina tampoka teny anivon'ny mpaninjara mivarotra entona fandrehitra Vitogaz ny delegasiona avy eto amin'ny Minisiteran'ny Fampiroboroboana ny Indostria sy ny Varotra ary ny Fanjifana (MICC)

Hamaky ny tohiny
  • Talata 11 Janoary 2022
Sosialy.Antananarivo sy ny manodidina Vao miha niha mafy ny delestazy

Hitombo hatramin'ny 128MW ny herinaratra ho vokarina ao Andekaleka raha nanodidina ny 90 MW izany teo aloha. Hiampy iray ireo milina mpanodina herinaratra ka ho lasa 4.

Hamaky ny tohiny
FTT